Lamesa dadafara

Started by Eva Elison on Monday, October 24, 2011

Participants:

Showing all 1 post
10/24/2011 at 6:25 AM

Bézouur dololy e! Efa ela dia ela vao tafaverina géniale aho, hialantsiny rey olona fa nifindra lasy indray izahay mivady dia toa rempotra tery aho...

Nahita message aho nosoratan'ity zokiko malala hoe Mano momba ny lamesa dadafara dia tsy hitako indray hoe nankaiza izy teo? Mba hoe hamaly aho mba hoe manotrona avy lavitra e!

Dany sy Eva

Showing all 1 post

Create a free account or login to participate in this discussion