Solo Joackim Rakotomalala

Is your surname Rakotomalala?

Research the Rakotomalala family

Solo Joackim Rakotomalala's Geni Profile

Records for Solo Joackim Rakotomalala

2,142 Records

Share your family tree and photos with the people you know and love

  • Build your family tree online
  • Share photos and videos
  • Smart Matching™ technology
  • Free!

Share

Solo Joackim Rakotomalala

Also Known As: "Kim", "Dafany"
Birthdate:
Death: Died in Antananarivo, Madagascar
Place of Burial: Ambohimanga, Madagascar
Immediate Family:

Son of <private> Rakotomalala and Delphine Lygie Rakotomalala
Husband of <private> Rakotomalala (Ravaomanarivo)
Father of Private User; Fanja Rakotomalala; Hery Rakotomalala; <private> Rakotomalala; <private> Rakotomalala and 6 others
Brother of <private> Millet (Ralalarivony); <private> Ramamonjisoa (Rasoaharilala); Jean Daniel Rakotomalala; Charlotte Razafiarison; Solomon Rakotomalala and 1 other

Managed by: Private User
Last Updated:
view all 20

Immediate Family

    • <private> Rakotomalala (Ravaomanarivo)
      spouse
    • Private User
      child
    • <private> Rakotomalala
      child
    • <private> Rakotomalala
      child
    • <private> Rakotomalala
      child
    • <private> Rakotomalala
      child
    • <private> Rakotomalala
      child
    • <private> Rakotomalala
      child
    • <private> Rakotomalala
      child
    • <private> Rakotomalala
      child

About Solo Joackim Rakotomalala

I Dada dia olona tsotra, tia olona, be fanetren-tena ary tsy mba miavona: raha akapoka amin'ny teny iray ny momba an'i dada, dia "fitiavana" izy. Tsy mba nifidy tavan'olona, be fandeferana, tsy mba nanam-pahavalo ary sariaka lava. Na maro aza ny olana dia tsy mba hitanao eny amin'ny tarehin'i Dada ny alahelo, fa dia endrika sariaka lava no asehony.

Fony fahavelony dia matetika izy no nilaza hoe "Mifankatiava, satria ny fitivavana no manarona ny ota rehetra". Mahatsiaro ho akanga sisa nanamborana tokoa ny tena amin'izao andro manjombona izao, kanefa izay no lahatra ka ekena.

Koa manasa ireo rehetra izay nahalala sy nahafantatra an'i Dada aho mba hanohy izany fitiavan'i dada izany, satria izay no lova tsara indrindra ho antsika mbola velona.

view all 16

Solo Joackim Rakotomalala's Timeline

1943
June 15, 1943
1966
1966
- June 14, 2003
Age 22
Toamasina, Toamasina, Madagascar